TIAKO JEHOVAH (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rahltn Izaho tia nphjguy an’I Jehovah satria
efa nandre ny feon’ny fifonako Izy
efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy
dia hiantso aho raha mbola velona koa
Nihodikodina tamiko ny famatoran’ny fahafatesana
ary nahazo ahy ny fahorian’ny fiainan-tsy hita
nahita fahoriana sy alahelo aho dia niantso ny anaran’I Jehovah aho
Jehovah qfzwi mifona aminao vonjeo ny fanahiko
Mamindra fo sy marina Jehovah
Eny miantra Andriamanitsika
Miaro ny kely saina Jehovah
Reraka aho tononkira.serasera.org dia namonjy ahy Izy
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1795
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 13:35