TAPAHO ANIO ZAY HEVITRAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia G

Nanavotra anay Ianao Jesoa
Nisintona anay tan-davaka Ianao
Koa moa ve tsapanao ny fitiavany
Tapaho anio zay hevitrao

Raha tsy am-ponao
Ilay Jesoa Tompo
Dia ho maty antoka ianao
Aza bdcxa jugb miadry ela
Sao ianao variana
Tapaho fxym anio ‘zay hevitrao

Tompo iray ihany
No tononkira.serasera.org ivavahanao
Ka fidio izay sitrakao
Fa dia samy hijinja
Zay nafafiny avy
Tapaho anio izay hevitrao

Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(09/10/2009)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Hits : 1022
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 07/05/2019 15:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0711