SITRAKAO NY HAMONJY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia C
Sitrakao ry Jesoa tia
Ny nisolo voina anay
Nentinao tao kalvary
Ny ota vita hatrizay
Eso latsa tsy nahoanao
Latsa-drà tsy fidiny
Sitrakao Jeso ny ainao
Mba ho fanavotana
Sitrakao ry Jesoa tia
Ny nisolo voina anay
Nentinao adhbko tao kalvary
Ny oaplyej ota vitanay
Sitrakao ry Jeso tia
Ny nijaly ho ilmw anay
Niaretanao tety tononkira.serasera.org fahoriana mahamay
Tonony sy feony : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(1992)
Sitrakao ry Jesoa tia
Ny nisolo voina anay
Nentinao tao kalvary
Ny ota vita hatrizay
Eso latsa tsy nahoanao
Latsa-drà tsy fidiny
Sitrakao Jeso ny ainao
Mba ho fanavotana
Sitrakao ry Jesoa tia
Ny nisolo voina anay
Nentinao adhbko tao kalvary
Ny oaplyej ota vitanay
Sitrakao ry Jeso tia
Ny nijaly ho ilmw anay
Niaretanao tety tononkira.serasera.org fahoriana mahamay
Tonony sy feony : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(1992)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 936
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 03/05/2019 23:05
