NY MARINA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia G
Tsy misy tononkira.serasera.org marina na dia iray akory aza
Eto an-tany
Fa dia mpanota avokoa
Ampianaro ny marina izahay ry Tompo
Mba hitombo saina
Mifahara, ka sikino
Fahamarinana ny valahanareo
Mitafia ny rariny
Ho foarovan-tratra
Ny marina, tsy mba hangozohozo
Ny marina, no ho vonjena
Ny marina, xjfvrfv no tokony hatao
Raha tena mpianatry xgkz ny Tompo ianao
Ny marina, jjcz mitondra fifaliana
Ny marina, dia hazon’aina
Ny marina, dia mampahitsy fo
Tahaka ilay Jesao Tompo soa
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(01/02/2005)
Tsy misy tononkira.serasera.org marina na dia iray akory aza
Eto an-tany
Fa dia mpanota avokoa
Ampianaro ny marina izahay ry Tompo
Mba hitombo saina
Mifahara, ka sikino
Fahamarinana ny valahanareo
Mitafia ny rariny
Ho foarovan-tratra
Ny marina, tsy mba hangozohozo
Ny marina, no ho vonjena
Ny marina, xjfvrfv no tokony hatao
Raha tena mpianatry xgkz ny Tompo ianao
Ny marina, jjcz mitondra fifaliana
Ny marina, dia hazon’aina
Ny marina, dia mampahitsy fo
Tahaka ilay Jesao Tompo soa
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(01/02/2005)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 1137
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 03/05/2019 23:05
