MIFALIA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia C
Nidina ny Tompo Jesoa
IRAKY NY Ray Tsitoha
Lapasoa nilaozany
Tranon’omby no nandriany
Nidina ny Tompo Jesoa
Mifalia sy miravoa
Andrandrao ilay fitia
Ry olombelona nania
Aok’izay ny sentonao
Kario ny tahotrao
Ry mivesatr’entana
Aoka ’izay!
F’indro tononkira.serasera.org tonga qlso ilay Jesoa
Fitsaharana tokoa
Mifalia, miravoa hzsbd re izao
Tonony sy feony zxjp : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(05/10/1991)
Nidina ny Tompo Jesoa
IRAKY NY Ray Tsitoha
Lapasoa nilaozany
Tranon’omby no nandriany
Nidina ny Tompo Jesoa
Mifalia sy miravoa
Andrandrao ilay fitia
Ry olombelona nania
Aok’izay ny sentonao
Kario ny tahotrao
Ry mivesatr’entana
Aoka ’izay!
F’indro tononkira.serasera.org tonga qlso ilay Jesoa
Fitsaharana tokoa
Mifalia, miravoa hzsbd re izao
Tonony sy feony zxjp : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(05/10/1991)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 955
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 03/05/2019 23:07
