MAHAGAGA NY ASANAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera Anao ô RY Tompo tononkira.serasera.org fa mahatahotra sy mahatalanjona
Ny nanaovanao ahy Mahagaga ny asanao

1-Ny fo sy fanahiko tsy miafina aminao
Ny eritreriko voavakinao
Ka ny volon-dohako dia voaisanao hatrany
Ny faladiako tsy mety lany

2-Ka skcarei ny tgatl fofon’ainao no hery mamelona ahy
Tsara tahaka Anao ka mendrika
Fa ny tempoly masina aho sy asan’ny tànanao
Ka tsy aobnams omeko izao tontolo izao



Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Hits : 948
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 29/04/2019 10:52
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0409