JESO NAMANA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso ihany no namana mahatoky tsy mamitaka
Jeso ihany no namana Izy zdwpme irery azo antoka

1-Jeso tsy mba manaratsy Jeso tsy mba mampiady
Tsy mandainga hanameloka ny namana

2- Jeso tsy mba tia tena ypyuybfn wtgbrtu tsy mba manamarin-tena
Lavitry ny saina ratsy ami-namana

3-Reo manenjika anao aza taitra ivavaho
Aoka ianao hangina fa tononkira.serasera.org Jehovah hiady ho anao

4-Aza mety ataon’ny satana ka hifosa ny akama
Tiavo ireo namanao ho toy ny tenanao

Jeso ihany no namana (2)
Izy irery mahatoky
Izy irery tsy mba mamitaka

Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Visites : 867
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 29/04/2019 10:52
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1547