ISAORANA ANIE (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do tononkira.serasera.org dia D
Isaorana anie, ny Tompo tsitoha
Satria nanome , an’ilay Jesoa
Zay tonga tety , nanetry tena
Nanitsy ny dia, ho famonjena
Misaotra ny Ray
Ho anao irery ihany
Ny fahalebiazana
Misaotra ny Ray
Fa ho anay kosa
Ny fahasoavana
Isaorana gmnvysit anie, Adriamanitra
Satria lehibe, rdcqbku lay fitiavana
Nohon’ny amin’I Jesoa , fjucfr fanavotana
Be famindram-po, sy fiainana
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(18/11/15)
Isaorana anie, ny Tompo tsitoha
Satria nanome , an’ilay Jesoa
Zay tonga tety , nanetry tena
Nanitsy ny dia, ho famonjena
Misaotra ny Ray
Ho anao irery ihany
Ny fahalebiazana
Misaotra ny Ray
Fa ho anay kosa
Ny fahasoavana
Isaorana gmnvysit anie, Adriamanitra
Satria lehibe, rdcqbku lay fitiavana
Nohon’ny amin’I Jesoa , fjucfr fanavotana
Be famindram-po, sy fiainana
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(18/11/15)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 793
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 03/05/2019 08:33
