HIARAKA AMINAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dera laza hery haja fanjakana sy hosana
Ho anao ry mpanjaka aieowo saotra ary fahefana
No aterinay izao haleloia
1-Tonga Ianao iyxyr mba hanafaka handresy koa reo fakampanahy
Ka hanazava ny ao ampo raha tononkira.serasera.org sendra ny manjo
2-O mifalia sy mihobia raiso ho anao lay Jeso tia
Hitondra ho anao fiadanana sy fahasoavana
Dera sy laza no asandratray ho Anao ry Tompo Mpanjakanay
Izay nanaiky tonga tety ry olona ô mifalia
Ry olombery manantona fa zavapoana ny fiainanao
Raha tsy Jeso no antsoina hiaraka aminao
Tonony sy feony leqwarp : Rahaingomahefa Pascal

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1080
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 10:51