HALELOIA MIDERA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Haleloia midera velona ny Tomponao
Ifalion’ny famonjena velona ny Tomponao
Tsisy intsony mampanahy Lasa re ny tahotro
Kristy re no santatra tononkira.serasera.org Lovasoa rahatr’izay
2-Haleloia midera midera ny Tomponao
Resiny ny fasana famonjena lehibe
Raha tsy nintsangana ilay zanaky ny Ray
Dia emwieud ho foana tsotr’izao ny finoana anananao
Ifalio ny famonjena velona ny Tompo
Velona ny Tompo zao
Velona ho avotrao velona ny Tompo izao
Mihira ry mino tkdaktn ô ôh
Tonony sy feony : Rahaingonjanahary Rodolphe
cnirgq

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1106
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 11:16