Efa Nahita ny Famonjenao (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do tagp dia A
Ny masoko, tononkira.serasera.org nahita ny famonjenao
Ka tsy ho haiko ny tsy hanambara
Fa ianao Jesoa, nisolo voina anay
Nivesatra ny helokay ianao
Ny ikab masoko, nahita ny famonjenao
Fa ianao bbjy jesoa, tsy mbola nanadino
Na tsy mendrika aho, ny hiantso ny anaranao
Dia tsy mbola nolavinao
1- Tsy diso anjara famonjena re
Izahay Jesoa miaraka aminao
Ny rànao manadio manafaka
Ny ota tsy hanapaka
2- Tsy diso anjara fanavotana
Izahay Jesoa miantoraka aminao
Ny hazo fijalinao tao Kalvary
No ataonay rehareha ety
Ny masoko, tononkira.serasera.org nahita ny famonjenao
Ka tsy ho haiko ny tsy hanambara
Fa ianao Jesoa, nisolo voina anay
Nivesatra ny helokay ianao
Ny ikab masoko, nahita ny famonjenao
Fa ianao bbjy jesoa, tsy mbola nanadino
Na tsy mendrika aho, ny hiantso ny anaranao
Dia tsy mbola nolavinao
1- Tsy diso anjara famonjena re
Izahay Jesoa miaraka aminao
Ny rànao manadio manafaka
Ny ota tsy hanapaka
2- Tsy diso anjara fanavotana
Izahay Jesoa miantoraka aminao
Ny hazo fijalinao tao Kalvary
No ataonay rehareha ety
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 257
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RojoArivelo11
Daty : 16/03/2026 08:09
