AZY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza raha fantatrao zao ambarako izao (2)
Izy no ilay mahery nanavotr’antsika very MAHERY
Izy no lay mpanjaka fitiavana lalimpaka Mpanjaka
Iza ary zany
Izy no mofon’aina sakafo mamelon’aina Mofon’aina ô ô
Izy no lay mahery Izy no mofon’aina
Iza ary zany raha fantatrao

Azy ny fahefana
Azy ny fanjakana
Azy ny famonjena
Nef’Izy nanetry tena
Noho izaho noho ianao noho isika rehetr’izao


Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
--------
Lien: https://tononkira.serasera.org/hira/amboaram-peonny-fahazavana-a.p.f/azy-1
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Visites : 570
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 29/04/2019 10:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.1522