MAMELA NY HELOKO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia maro aza ny otako
’Ty aho Raiko o!
Manantena famelana avy aminao
Ry ’lay fbwkqas Nahary ny tontolo
Zay niainako rpywkbin tety fahizay

Tompo Mpamonjy ny lalako
Toa tsy hisy fitsaharana
Reny hadisoako nandratra fo
Ray o! tononkira.serasera.org ubrzioku Mamela ny heloko  

Fantatrao hatrizay ary hitanao koa
Zay rehetra kasainay atao
Ny foko no atolotro ho Anao manontolo
Ray o! Mamela ny heloko

Tsy ho takatry ny saiko zay vitanao
Fitiavana avokoa saingy tsy haiko ny mitory
Ny hazavanao manontolo no mitsinjo
Diso aho nefa tsy mba foinao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Visites : 3410
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 09/03/2007 16:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316