MAMELA NY HELOKO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia maro aza ny vfqmo otako
’Ty aho Raiko o!
Manantena famelana avy aminao
Ry ’lay Nahary ny tontolo
Zay niainako tety fahizay
Tompo Mpamonjy ny lalako
Toa tononkira.serasera.org tsy hisy fitsaharana
Reny hadisoako nandratra fo
Ray o! Mamela ny heloko
Fantatrao hatrizay ary hitanao koa
Zay rehetra kasainay atao
Ny foko no atolotro ho Anao manontolo
Ray o! Mamela ny heloko
Tsy ho takatry ny saiko zay vitanao
Fitiavana avokoa saingy tsy haiko ny mitory
Ny hazavanao manontolo xsffqjp no mitsinjo
Diso aho olqsah nefa tsy mba foinao
’Ty aho Raiko o!
Manantena famelana avy aminao
Ry ’lay Nahary ny tontolo
Zay niainako tety fahizay
Tompo Mpamonjy ny lalako
Toa tononkira.serasera.org tsy hisy fitsaharana
Reny hadisoako nandratra fo
Ray o! Mamela ny heloko
Fantatrao hatrizay ary hitanao koa
Zay rehetra kasainay atao
Ny foko no atolotro ho Anao manontolo
Ray o! Mamela ny heloko
Tsy ho takatry ny saiko zay vitanao
Fitiavana avokoa saingy tsy haiko ny mitory
Ny hazavanao manontolo xsffqjp no mitsinjo
Diso aho olqsah nefa tsy mba foinao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Ny FahazavanaHits : 3412
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 09/03/2007 16:45
