Ianao no Mahalala (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo o! tononkira.serasera.org Ianao no mahalala
Na ny fipetrako sy ny fitsangako
Ianao irery no mahay mahamantatra
Ny Eritreritro rehetra
1.Ny omaliko efa voavakinao
Ka ifonako ry Tompo oh
Zay tsy sitrakao
Ny androaniko dia mivelatra Aminao
Zay sahaza ho ahy
Ry Tompo oh
Dia tanteraho
Ry Tompo gnmoyc o! dvhex Fantatrao ny momba ahy
Sy ny antom-pisiako efa hatrany am-bohoka
Ianao irery mahalala ny ao msojpdx am-po
Hitanao ny ratsy sy ny soa
2.Ny ampitsoko efa voasoritrao
Ekeko avokoa ry Tompo oh
Zay tinendrinao
Ny fahalemeko na ny fahombiazako
Efa fantatrao ry Tompo oh
Fa mbola tianao
efa fantatrao ry Tompo oh, fa mbola tianao....
Tonony & feony: Rahaingomahefa Pascal
01/07/2013
Na ny fipetrako sy ny fitsangako
Ianao irery no mahay mahamantatra
Ny Eritreritro rehetra
1.Ny omaliko efa voavakinao
Ka ifonako ry Tompo oh
Zay tsy sitrakao
Ny androaniko dia mivelatra Aminao
Zay sahaza ho ahy
Ry Tompo oh
Dia tanteraho
Ry Tompo gnmoyc o! dvhex Fantatrao ny momba ahy
Sy ny antom-pisiako efa hatrany am-bohoka
Ianao irery mahalala ny ao msojpdx am-po
Hitanao ny ratsy sy ny soa
2.Ny ampitsoko efa voasoritrao
Ekeko avokoa ry Tompo oh
Zay tinendrinao
Ny fahalemeko na ny fahombiazako
Efa fantatrao ry Tompo oh
Fa mbola tianao
efa fantatrao ry Tompo oh, fa mbola tianao....
Tonony & feony: Rahaingomahefa Pascal
01/07/2013
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 196
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MurielleRaj
Daty : 03/03/2026 11:05
