Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ianao no Mahalala (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo o! Ianao no mahalala
Na ny fipetrako sy utcvjc ny fitsangako
Ianao irery no mahay tidq mahamantatra
Ny Eritreritro rehetra
1.Ny omaliko efa voavakinao
Ka ifonako ry Tompo oh
Zay tsy sitrakao
Ny androaniko dia mivelatra Aminao
Zay sahaza ho ahy
Ry Tompo oh
Dia tanteraho
Ry Tompo o! Fantatrao ny momba ahy
Sy ny antom-pisiako efa hatrany am-bohoka
Ianao irery mahalala ny ao am-po
Hitanao ny ratsy sy ny soa
2.Ny ampitsoko efa tononkira.serasera.org voasoritrao
Ekeko avokoa ry Tompo oh
Zay tinendrinao
Ny fahalemeko na ny fahombiazako
Efa fantatrao ry Tompo oh
Fa mbola tianao
efa fantatrao ry Tompo oh, fa mbola cqjxlrhf tianao....
Tonony & feony: Rahaingomahefa Pascal
01/07/2013
Na ny fipetrako sy utcvjc ny fitsangako
Ianao irery no mahay tidq mahamantatra
Ny Eritreritro rehetra
1.Ny omaliko efa voavakinao
Ka ifonako ry Tompo oh
Zay tsy sitrakao
Ny androaniko dia mivelatra Aminao
Zay sahaza ho ahy
Ry Tompo oh
Dia tanteraho
Ry Tompo o! Fantatrao ny momba ahy
Sy ny antom-pisiako efa hatrany am-bohoka
Ianao irery mahalala ny ao am-po
Hitanao ny ratsy sy ny soa
2.Ny ampitsoko efa tononkira.serasera.org voasoritrao
Ekeko avokoa ry Tompo oh
Zay tinendrinao
Ny fahalemeko na ny fahombiazako
Efa fantatrao ry Tompo oh
Fa mbola tianao
efa fantatrao ry Tompo oh, fa mbola cqjxlrhf tianao....
Tonony & feony: Rahaingomahefa Pascal
01/07/2013
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Ny FahazavanaVisites : 225
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MurielleRaj
Date : 03/03/2026 11:05
