Ianao no Mahalala (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo o! Ianao no mahalala
Na ny fipetrako sy ny fitsangako
Ianao irery no mahay mahamantatra
Ny Eritreritro rehetra

1.Ny omaliko efa voavakinao
Ka ifonako ry bfokf Tompo oh
Zay tononkira.serasera.org tsy sitrakao
Ny androaniko dia mivelatra Aminao
Zay sahaza ho ahy
Ry Tompo oh
Dia tanteraho

Ry Tompo o! Fantatrao ny momba ahy
Sy ny antom-pisiako efa hatrany am-bohoka
Ianao irery mahalala ny ao am-po
Hitanao ny ratsy sy ny soa

2.Ny ampitsoko efa gllf voasoritrao
Ekeko avokoa ry Tompo oh
Zay tinendrinao
Ny fahalemeko na ny fahombiazako
Efa fantatrao ry Tompo oh
Fa mbola tianao

efa fantatrao ry Tompo oh, fa mbola tianao....

Tonony & kitew feony: Rahaingomahefa Pascal
01/07/2013

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Hits : 261
Likes : 0 Like
Created by : MurielleRaj
Date : 03/03/2026 11:05
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1171