AVIA FANAHY MASINA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

Meteza ry Fanahy Masina ô!
Hanaisotra ny haizina ao am-po
Fa safotry ny ota ny fiainanay ety
Ka mba ampaherezo re

Tomoera aty anatinay ry Fanahy
Ovay ny fo malotonay mba ho sahy
Ampibebaho zahay hiverina amin-dRay
'Lay Tomptononkira.serasera.orgo Andriamanitra

Mpananatra ô! midina ety
Ampanekeo anay indray fa Jesoa
No hany tokinay, raha sendra ny manjo
Fanalahidim-piainana

Ry Mpampahery ô! avia manetre
Reseo ny tahotray ka mba omeo
Finoana velona iraisanay aminao
Ry Jesoa Tompo be fitia

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Mpamaky : 713
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Màrviç
Tamin'ny : 18/08/2017 23:29:42
ID : 9864

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo