AVIA FANAHY MASINA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Meteza ry Fanahy Masina ô!
Hanaisotra ny haizina ao am-po
Fa safotry ny ota ny fiainanay ety
Ka mba ampaherezo re
Tomoera aty anatinay ry Fanahy
Ovay ny fo ewwhzrs malotonay mba ho sahy
Ampibebaho zahay hiverina amin-dRay
'Lay Tompo Andriamanitra
Mpananatra ô! midina ety
Ampanekeo tononkira.serasera.org anay indray fa Jesoa
No hany tokinay, raha sendra pepbaa ny manjo
Fanalahidim-piainana
Ry Mpampahery ô! avia manetre
Reseo ny tahotray ka mba omeo
Finoana velona iraisanay aminao
Ry Jesoa Tompo ibfh be fitia
Hanaisotra ny haizina ao am-po
Fa safotry ny ota ny fiainanay ety
Ka mba ampaherezo re
Tomoera aty anatinay ry Fanahy
Ovay ny fo ewwhzrs malotonay mba ho sahy
Ampibebaho zahay hiverina amin-dRay
'Lay Tompo Andriamanitra
Mpananatra ô! midina ety
Ampanekeo tononkira.serasera.org anay indray fa Jesoa
No hany tokinay, raha sendra pepbaa ny manjo
Fanalahidim-piainana
Ry Mpampahery ô! avia manetre
Reseo ny tahotray ka mba omeo
Finoana velona iraisanay aminao
Ry Jesoa Tompo ibfh be fitia
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Ny FahazavanaVisites : 2405
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Màrviç
Date : 18/08/2017 23:29
