AVIA FANAHY MASINA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Meteza ry stesrkjk Fanahy Masina ô!
Hanaisotra ny tononkira.serasera.org haizina ao am-po
Fa safotry ny ota ny fiainanay ety
Ka mba ampaherezo re
Tomoera aty anatinay ry Fanahy
Ovay ny jwfyhhdy fo malotonay mba ho sahy
Ampibebaho zahay hiverina amin-dRay
'Lay Tompo pbemba Andriamanitra
Mpananatra ô! midina ety
Ampanekeo anay indray fa Jesoa
No hany tokinay, raha sendra ny manjo
Fanalahidim-piainana
Ry Mpampahery ô! avia manetre
Reseo ny tahotray ka mba omeo
Finoana velona iraisanay aminao
Ry Jesoa Tompo be fitia
Hanaisotra ny tononkira.serasera.org haizina ao am-po
Fa safotry ny ota ny fiainanay ety
Ka mba ampaherezo re
Tomoera aty anatinay ry Fanahy
Ovay ny jwfyhhdy fo malotonay mba ho sahy
Ampibebaho zahay hiverina amin-dRay
'Lay Tompo pbemba Andriamanitra
Mpananatra ô! midina ety
Ampanekeo anay indray fa Jesoa
No hany tokinay, raha sendra ny manjo
Fanalahidim-piainana
Ry Mpampahery ô! avia manetre
Reseo ny tahotray ka mba omeo
Finoana velona iraisanay aminao
Ry Jesoa Tompo be fitia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Ny FahazavanaHits : 2339
Likes : 0 Like
Created by : Màrviç
Date : 18/08/2017 23:29
