APETRAHO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

Apetraho, apetraho, eo amin'i
Jesosy, Jesoa ny fanahianao
Fa Izy, fa Izy manafaka
Ny otako, ny otanao tao Kalvary

Ny laza sy harena, tsy mahafa-po
Tsy azo itokiana faTsiky dia ampy mora lo
Jesoa no tsy miova, faniriako
Lovako, tambiko, anjarako

Izy no Tompo soa, mora fo tokoa
Fitarainako, raha sendra manjo
Raha izaho, Jesoa no fidiko
Tsy ampiako, tsy foiko, tsy ho soloiko

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Mpamaky : 567
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Màrviç
Tamin'ny : 17/08/2017 10:49:59
ID : 9862

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo