Mitety onja (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Mitety onja mahery'ty nosiko ity
Mamakivaky alon-drano ,
Alon-drano maria
Ahevahevan'ny onja 'zay mitrena
Atopatopany mafy mba bpvi hivena
Dia tsy avelany akory mba hiarina
Fa pepopepoiny tsy ahalala ny marina

Fiv.
Toa mankarary ny fon'ny mitazana
Ity vyvqpzx salemako ity e mba hiadana
Kanefa dradraiko hanako eran-tany
Tsy maintsy tafita ity sambo
Indray andro any
Tompo mahery ao ambony antenaiko lanao
Ho Kapiteny tononkira.serasera.org ipkbltlq hanamory ity lakakeliko
Izay mamatopatotra azy Tompo ô vahao
Dia mba ataovy mpandresy
Mpandresy manahaka Anao

2-
Mitety onja isan'andro 'ty nosiko ity
Misedra rivo-mahery manembana dia
Misamboaravoara aok'izany
Ny alondrano masiaka sy mavàny
Raha mba mihoatra mandroso Gasikara
Dia indro tohanany amin-kery mba ho tara

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031