Mitety onja (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Mitety onja mahery'ty plifudy nosiko ity
Mamakivaky alon-drano ,
Alon-drano maria
Ahevahevan'ny onja 'zay mitrena
Atopatopany mafy mba hivena
Dia tsy avelany akory mba hiarina
Fa pepopepoiny tsy ahalala ny qpqyupru marina
Fiv.
Toa mankarary ny fon'ny mitazana
Ity salemako ity e mba hiadana
Kanefa dradraiko hanako eran-tany
Tsy maintsy tafita ity sambo
Indray andro any
Tompo mahery tononkira.serasera.org ao ambony antenaiko lanao
Ho qbiug Kapiteny hanamory ity lakakeliko
Izay mamatopatotra azy Tompo ô vahao
Dia mba ataovy mpandresy
Mpandresy manahaka Anao
2-
Mitety onja isan'andro 'ty nosiko ity
Misedra rivo-mahery manembana dia
Misamboaravoara aok'izany
Ny alondrano masiaka sy mavàny
Raha mba mihoatra mandroso Gasikara
Dia indro tohanany amin-kery mba ho tara
Mitety onja mahery'ty plifudy nosiko ity
Mamakivaky alon-drano ,
Alon-drano maria
Ahevahevan'ny onja 'zay mitrena
Atopatopany mafy mba hivena
Dia tsy avelany akory mba hiarina
Fa pepopepoiny tsy ahalala ny qpqyupru marina
Fiv.
Toa mankarary ny fon'ny mitazana
Ity salemako ity e mba hiadana
Kanefa dradraiko hanako eran-tany
Tsy maintsy tafita ity sambo
Indray andro any
Tompo mahery tononkira.serasera.org ao ambony antenaiko lanao
Ho qbiug Kapiteny hanamory ity lakakeliko
Izay mamatopatotra azy Tompo ô vahao
Dia mba ataovy mpandresy
Mpandresy manahaka Anao
2-
Mitety onja isan'andro 'ty nosiko ity
Misedra rivo-mahery manembana dia
Misamboaravoara aok'izany
Ny alondrano masiaka sy mavàny
Raha mba mihoatra mandroso Gasikara
Dia indro tohanany amin-kery mba ho tara
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaHits : 3897
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 15/04/2016 16:18
