ANDRIAMANITRA TSY MANDAO (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpanota ô tsarovy f’Andriamanitra tsy mandao
Andriamanitra tsy mandao e ! ndgtllsx Tsy mandao anao
Fa ianao no maniasia, Mandeha mizotra miankavia
Fa Andriamanitra tsy mandao e ! Tsy mandao anao
Fa ianao no mamilafila sady mitady ho toa tsy szdxxc mila Azy
Fa Izy dia tsy mandao e ! Tsy mandao anao
Fa raha nanafatra anao Izy ka niteny manao hoe :
" Lalan-kely arahina Fa aza mizotra amin’ny lalam-be ! "
Tsy nino an’izany ianao, Fa io hoy ianao nzlxfi no hita fa tena tsara
Nefa io izoranao io e, any an-davaka no miafara
Fa raha naniraka anao Izy ka niteny manao hoe tononkira.serasera.org :
" Mitoria ny Filazan-tsara Ho ren’ny olona marobe ! "
Ianao tsy nitory fa natahotra ny hifandona amin’i losifera
Tsy mba nanana Finoana fa vao voadona dia efa nianjera
Fiv farany :
Ry sakaiza ô tsarovy fa ny Tompo dia tsy mandao
Fa ny Tompo dia tsy mandao e ! Tsy mandao anao
Fa ianao no maningatsingana, Sasa-miarina fa voafingana

Fa ianao tia ny mialangalana, Te hiverina antsa-dalana

--------
Rohy:
Hevitra
tantelyfa
(
26/07/2016 08:54)
Andriamanitra tsy mandao dia hiran'ny Groupe Laurent RAKOTOMAMONJY fa tsy hiran'ny AMAF. Misaotra ny Tompo nanome ny talenta dia mankasitra ny Groupe fa hira isan'ny tsy afaka ambavan'ny maro
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 12192
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamy78
Daty : 24/01/2007 19:35