Tsaroanao ve hatrizao (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia E

1-Tsaroanao ve hatrizao
Ny hafatra izay natao
Mba miur ho anao sy ahy koa
Mandehana, torio ny teny soa

2-Adidy masina ekeo
Hajao ny fiantson'ny puswd feo
Mangataka sy tononkira.serasera.org mitoreo
Mandehana, torio ny teny soa

3-Moa iza no andrasanao
Hanitsy ny firenenao
Rah'aminao no tong'izao
Ilay antso teny soa ambarao

4-Savao ny làlana anio
Jesoa re no itafio
Hazony 'zany tadidio
Mandrosoa, ny teny soa torio

5-Ny herin'ny finoanao
Tsy zava-poana ka lalao
Fa qqoy hanome fiainam-bao
Mandehana, torio ny teny soa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.048