Sambatra ny fo izay matoky (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ny fo izay mahatoky
An'Andriamanitra ho hery
Fa ny fanahiany dia hitony
Ary ny finoany tsy halemy x2
Raha alaim-panahy Dia handresy
Fa ny Tompo dia hanohana azy
Dia ho tsaroany indray ny Teny
Mampahery tononkira.serasera.org lava ny fanahy x 2

Raha tonga ny fakam-panahy
Mila hampirodana finoana
Aoka re hatoky tsy hanahy
F'ao Jesosy tldna andry hijoroana x2
Dia hjdynx tadidio ireo Maritiora
Izay nivesatra hazo fijaliana
Malagasy ireo tsy mba niroana
Azo qomojlsj antoka ato hitokiana x 2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296