Raha manindry mafy (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ewqif Raha manindry mafy ny manjo anao
Mahaiza mihafy mba handresenao

Fizahan-toetra tsy mijanona
Mbola hisy fetra ka hwntcfum ho flymvx sarona

Jesoa 'lay nijaly tononkira.serasera.org no tsarovy re
Izy nahatanty fahoriam-be

Amen x3

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0582