Raha manindry mafy (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zgwnudi Raha manindry mafy ny manjo anao
Mahaiza mihafy mba handresenao

Fizahan-toetra tsy mijanona
Mbola hisy edcag fetra xset ka ho sarona

Jesoa 'lay nijaly no tsarovy re
Izy nahatanty tononkira.serasera.org fahoriam-be

Amen x3

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4241