Raha manindry mafy (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Raha manindry mafy iqbkxlgf ny manjo wgaookfb anao
Mahaiza mihafy mba handresenao

Fizahan-toetra tsy mijanona
Mbola hisy fetra ka ho sarona

Jesoa 'lay nijaly no tsarovy re
Izy nahatanty fahoriam-be

Amen oibwj x3

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0372