DERA SY LAZA ARY VONINAHITRA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera anao zahay ry Tompo Andriamanitra
Hihira pogmpqcq ho anao zahay raha mbola velon'aina uzsthu koa
fa lehibe tokoa ny fitiavanao anay
fitiavana maharitra tononkira.serasera.org mandrakizay

REF
Ny dera sy ny laza ary Voninahitra
Ho anao ry Tompo Andriamanitra
Hihira ho anao zahay hidera anao ry Ray
Hatramin'izao ka ho mandrakizay

Ny tany sy ny lanitra dia mankalaza anao
Miondra vtyno eo anatrehanao izao tontolo izao
Mahery Ianao ry Andriamanitra tsitoa
Ianao tokoa ilay Tompo be famindram-po

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)
Vangy : 628
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0331