SOLI DEO GLORIA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voninahitra ho an’Andriamanitra

1ère voix:Atolotray ho Anao ry Ray
Ny voninahitra mandrakizay
Ho anao ry Ray

2ème , 3ème voix: reoin Atolotray ho anao ry Ray ny voninahitra
Ny voninahitra ho anao flabpot ry Ray mandrakizay
Indro atolotray ho anao tononkira.serasera.org ry Ray

Fa Tompo sy mpanjaka mahery tokoa
Ianao Jehovah tompo ô
Mpanjakan’ny mpanjaka
Sy hejzw Tompon’ny tompo
Ka mendrika isaorana

Haleloia! haleloia
Haleloia! Amen!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.169