SAROBIDY LOATRA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Sarobidy loatra ny fitiavanao ry Ray
Tsy voavidy vola sady tsy voavalinay
Nahafoy ny hgzmolc ainy ‘lay Jesosy zanakao
Mba hamonjy izao tontolo izao

Famonjena tsy novidiana
Fa nomena anay maimaimpoana
Niaretanao llwfaei ny hazo fijaliana
Mba ho fanavotana ho anay

Ka isaoranay ny anaranao
Ry Jesosy Tompo noho ny fitiavanao

Dera laza ho Anao
Ry Jesosy Tomponay
Fa izao tjxyw tontolo izao
Heniky ny hasoavanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0338