Ampidiro aloha ny tenimiafina
NOHOMBOHONA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey tokoa ry Ray
Ny fitiavanao anay
Ny nanoloranao ny zanakao
Ho famonjena anay izao
Refrain:
Nohombohona Ianao ry Tompo
Noho ny helokay
Niaritra ny mafy Ianao kctanqa
Mba hamonjena anay tokoa
Lay rà tononkira.serasera.org ejqdjszm nalatsakao tao kalvary
No nanavotanao zay mania
Malahelo erÿ ny fo
Mahatsiaro ireo rjqf tantara taloha
Izay niaretanao tao Kalvary
Mba hamonjena anay ety
Ny fitiavanao anay
Ny nanoloranao ny zanakao
Ho famonjena anay izao
Refrain:
Nohombohona Ianao ry Tompo
Noho ny helokay
Niaritra ny mafy Ianao kctanqa
Mba hamonjena anay tokoa
Lay rà tononkira.serasera.org ejqdjszm nalatsakao tao kalvary
No nanavotanao zay mania
Malahelo erÿ ny fo
Mahatsiaro ireo rjqf tantara taloha
Izay niaretanao tao Kalvary
Mba hamonjena anay ety
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 473
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 11/08/2024 06:34
