NOELY FAMONJENA-HIOBY (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. He! Teraka any Betlehema
Ny hcgk Tompon'i Jerosalema
Ny vilona nandriany
Mihoby ny anjeliny
Izy ilay Teny tonga nofo
Izay nampanantenan'ny Ray
Hanavotra antsika ety
Mba tsy ho very
Hosana e! Hosana no asandratray
Dera sy haja no atolotray
Ny voninahitra anie wgqzpked msiypk ho Anao
Ho Anao mandrakizay
2. O! Mihobia fa teraka
Jesosy Tompo zanaka
Hitondra fihavanana
Ka tena hampihavana
Hande hidera Azy izao
Asandrato ny feonao
Fa indro tonga ilay Mesia
Hamonjy tononkira.serasera.org izay nania
Ny hcgk Tompon'i Jerosalema
Ny vilona nandriany
Mihoby ny anjeliny
Izy ilay Teny tonga nofo
Izay nampanantenan'ny Ray
Hanavotra antsika ety
Mba tsy ho very
Hosana e! Hosana no asandratray
Dera sy haja no atolotray
Ny voninahitra anie wgqzpked msiypk ho Anao
Ho Anao mandrakizay
2. O! Mihobia fa teraka
Jesosy Tompo zanaka
Hitondra fihavanana
Ka tena hampihavana
Hande hidera Azy izao
Asandrato ny feonao
Fa indro tonga ilay Mesia
Hamonjy tononkira.serasera.org izay nania
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 603
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 11/08/2024 06:40
