MITALAHO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ry Tompo o! Ity ny zanakao miandrandra Anao
Miangavy noho ny amin'ny Fiangonanao
Tolory saina hendry ary koa mahay mitia
(Hampandroso lhttusiv hatrany)
Tsy ho kivy fa hikely aok'izany
Réf:
Mitalaho! Fenoy fiainam-bavaka izahay
Ka ny teninao no aoka ho finoanay
Tompo o! An-dranomaso no hiangaviako Anao
Mba vonjenao (Jesosy) ny Fiangonanao
2. Ry Tompo o ! lwtfmrn Tahio ny Mpitandrina anay
Ombay ny herinao fandrao ho kivy miaina
Ny olonao mba hampiraiso ka tononkira.serasera.org hifankatia
(Ny Fiangonanay)
Ho xkuj havaozinao toetra tsara sy madio
Miangavy noho ny amin'ny Fiangonanao
Tolory saina hendry ary koa mahay mitia
(Hampandroso lhttusiv hatrany)
Tsy ho kivy fa hikely aok'izany
Réf:
Mitalaho! Fenoy fiainam-bavaka izahay
Ka ny teninao no aoka ho finoanay
Tompo o! An-dranomaso no hiangaviako Anao
Mba vonjenao (Jesosy) ny Fiangonanao
2. Ry Tompo o ! lwtfmrn Tahio ny Mpitandrina anay
Ombay ny herinao fandrao ho kivy miaina
Ny olonao mba hampiraiso ka tononkira.serasera.org hifankatia
(Ny Fiangonanay)
Ho xkuj havaozinao toetra tsara sy madio
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 373
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AFIF
Date : 11/08/2024 06:42
