MIAMBENA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ô miambena ka mivavà ianao
Fiana-mandalo izao fiainantsika izao
Ny andro anio aza uemvq anie tsy fantatrao
Jesosy anie ho avy tampoka
Toy tononkira.serasera.org fiaviany mpangalatra
K'aza riqkecvf variana amin'izao fiainana izao
REF
Miomàna ianao
Mivavà izao
Fa tsy fantatrao ny andro izay hodianao
1/Aza variana na ptqp koa sondriana
Ataovy tsara ny fiomanana
Efa antomotra ny andro farany
Izay rehetra voasoratra
Ao am soratra masina
Ankehitriny efa tanteraka
Fiana-mandalo izao fiainantsika izao
Ny andro anio aza uemvq anie tsy fantatrao
Jesosy anie ho avy tampoka
Toy tononkira.serasera.org fiaviany mpangalatra
K'aza riqkecvf variana amin'izao fiainana izao
REF
Miomàna ianao
Mivavà izao
Fa tsy fantatrao ny andro izay hodianao
1/Aza variana na ptqp koa sondriana
Ataovy tsara ny fiomanana
Efa antomotra ny andro farany
Izay rehetra voasoratra
Ao am soratra masina
Ankehitriny efa tanteraka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 518
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 13/08/2024 19:22
