Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIALA SATANA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIV:
Tsy manan-kery ianao ry satana,
Fa an'i Jesosy Tompo ny fahefana.
Miala ianao satana, mivoaha ka mandehana,
Fa an'i Jesosy Tompo ny imlw fanjakana.
1. Miala amin'ny anaran'i , ianao ry satana mpampahory,
Fa efa novidian'i Jesosy tamin'ny ràny
Ireo olony
2. Satana mpampijaly sy mpanangoly
Dia tsy hanana anjara toerana eto zxoydyib intsony
Fahavalo efa resy ilay satana fetsifetsy
Miala sgnw izao dieny izao.
3. Jesosy Tomponay ilay mahery,
Ilay namonjy anay mba tsy ho very.
Fa izy irery ihany tononkira.serasera.org no tokiko eto an-tany!
K'hobio sy derao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 746
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 13/08/2024 19:17