MAMIKO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamiko indrindra ry Jeso o
ny eo anilanao ooqhxz
Mahatsiaro tretrika sy sambatra
satria tononkira.serasera.org miaraka aminao

Tsapako fa tsy irery aho
fa eo ambany elatrao
na mpanota sy tsy nendrika ghqk aza aho
dia tsy mba nahafoinao

Sarobidy loatra ry Jeso o
ny eo akaikinao
fa  ny fahoriana hody fifaliana
hahatonga qtgiq fiadanam-po

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0594