LALANA VOASORITRAO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Làlana phkxxyiz voasoritra
Ny fiainanay ety
tsy maharitra, tsy haharitra
Fa mora loa
Ianao Jesosy Tompo
no mpandahatra anay
Ianao no hany hiantorahanay
Réf.
O vimbino sy tahio Jesoa
Hampombay ny elatrao zahay
Ho tononkira.serasera.org eo anilanao
Ianao no aro ka mitia sy miaro anay ety
Hahazoanay ny fiainan-tsambatra
2. Lalan-tsarotra ho fantarinay Jesoa
Hafaliana, fahoriana nalahatrao
Mifandimby ho làlana voasoritra iuehxbs hizoranay
Aza avela handrefy izay ho anao bughglj zahay
Ny fiainanay ety
tsy maharitra, tsy haharitra
Fa mora loa
Ianao Jesosy Tompo
no mpandahatra anay
Ianao no hany hiantorahanay
Réf.
O vimbino sy tahio Jesoa
Hampombay ny elatrao zahay
Ho tononkira.serasera.org eo anilanao
Ianao no aro ka mitia sy miaro anay ety
Hahazoanay ny fiainan-tsambatra
2. Lalan-tsarotra ho fantarinay Jesoa
Hafaliana, fahoriana nalahatrao
Mifandimby ho làlana voasoritra iuehxbs hizoranay
Aza avela handrefy izay ho anao bughglj zahay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 642
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 11/08/2024 06:48
