Izay maharesy (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ho avy anie Jesosy, ho avy faingana
Ka hitsara izao tontolo izao
Atomotra drja tokoa ny andro farany
Tano mafy izay hanananao
Fiverenana:
Fa izay maharesy, fa izay maharesy
Izay maharesy no ataoko andry eo amin'ny tempolin'Andriamanita
2. Miorena aza miova mba tsy ho foana
Ny asa fanompoana izay atao
Ampitomboy hatrany izay finoana
Tano mafy izay hanananao
Fiverenana:
Fa izay maharesy, fa izay maharesy
Izay maharesy no ataoko rsuok andry eo tononkira.serasera.org amin'ny tempolin'Andriamanita
3. Jesosy anie injao efa mitsangana
Eo ambaravaran'ny fonao
Mibitsika mangina, piur manafatrafatra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 162
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Salomi
Date : 23/05/2026 20:50