Ampidiro aloha ny tenimiafina
FANDRESENA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nbvxuqvq
Fandresena be, famonjena re
No nataon'i Jesoa Tompoko
Fifaliana tokoa no mameno ny fo
F'efa vita ny rdds fanavotana
Nogadraina sy mwqhxfj nofatorana
Ilay satana mpampahory anay
Ka midera sy mankalaza anao
Ry Jesosy tononkira.serasera.org mpanjaka oh
O mankalaza ny voninahitrao
Haleloia o!
Fandresena be, famonjena re
No nataon'i Jesoa Tompoko
Fifaliana tokoa no mameno ny fo
F'efa vita ny rdds fanavotana
Nogadraina sy mwqhxfj nofatorana
Ilay satana mpampahory anay
Ka midera sy mankalaza anao
Ry Jesosy tononkira.serasera.org mpanjaka oh
O mankalaza ny voninahitrao
Haleloia o!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 673
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 13/08/2024 19:32
