FA NY FAHASOAVAN'NY TOMPO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny djyciv fahasoavan'ny Tompo anie
No miposaka ho anareo
Ary ny fitahian'Andriamanitra
No omena dzhs ho anareo

Ref: fa ampy ho anao ny fahasoavan'ny Tompo
Ampy ho anao myzp ny fahasoavany
Ka arahaba r'ilay nohasoavina
Ny Tompo no indro homba anao

Tao ny taona sy tononkira.serasera.org andro ary volana
Izay nodiavinao hatrizay
Notahian'Andriamanitra anefa ianao
Nahatratra ity andro iray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)
Vangy : 477
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.034