Ampidiro aloha ny tenimiafina
ANDRIAMANITRA TSY MANDAO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Mety marary ianao anio
Antsoy Jesoa mba hanasitrana anao
Fa tsisy izay yzxry tsy hainy atao
Raha mino sy mahatoky azy ianao
Efa nitondra ny aretintsika izy
teo amin'ny mzkiwf hazo fijaliana
REF
Andriamanitra tsy mandao
Tsy mba mandao tononkira.serasera.org sy tsy mba mahafoy anao
N'inona ady atreanao
Dia matokia fa tsy ho irery ianao
Apetrao eo Aminy ny fiainanao
Fa Izy hiahy anao
2)Mety anaty olana ianao anio
Dia tsarovy ary koa tadidio
Fa ny olana dia mety mandao anao
F'ilay Jesoa Kristy, dia tena tia
Sy tsy mba manary anao kzqotdai
Antsoy Jesoa mba hanasitrana anao
Fa tsisy izay yzxry tsy hainy atao
Raha mino sy mahatoky azy ianao
Efa nitondra ny aretintsika izy
teo amin'ny mzkiwf hazo fijaliana
REF
Andriamanitra tsy mandao
Tsy mba mandao tononkira.serasera.org sy tsy mba mahafoy anao
N'inona ady atreanao
Dia matokia fa tsy ho irery ianao
Apetrao eo Aminy ny fiainanao
Fa Izy hiahy anao
2)Mety anaty olana ianao anio
Dia tsarovy ary koa tadidio
Fa ny olana dia mety mandao anao
F'ilay Jesoa Kristy, dia tena tia
Sy tsy mba manary anao kzqotdai
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 480
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:06
