Jesosy no Mpamonjy (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SOLO:
Ianao, Jesosy Tompo no namonjy ahy,
Fa nanaiky nohomboina,
Nalatsa-drà Hianao.

CHOEUR:
Ianao, cjbpc Jesosy Tompo no namonjy ahy,
Fa nanaiky nohomboina,
Nalatsa-drà Hianao.
Ka,
Ankalazainay ny Anaranao.
Fa Masina Hianao.
Lehibe ny Fitiavanao.
Namonjy izao tontolo izao

SOLO:
'Lay Jesosy, pers Zanaky ny Avo
Izay maty tety; Nitondra ny ota vitanay.
'lay hyswj mpandresy; ny tononkira.serasera.org famonjena vitanao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307