Mifankatiava (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Tsy misy anie ny honina ety, vahiny ihany ka mandalo
      Fotoana fohy sy voafetra, tsy misy afaka tononkira.serasera.org hamaly
   wjuetaw    Raha tonga ny ora izay voatendry, tsy maintsy sguyvh lasa izay voatondro
      Tsy afaka handaha intsony, fa mpandalo

  Ref : MIFANKATIAVA e ! (x2), raha mbola azo atao
          Miraisa hina, mifanampia fa tsy hisy honina ety
  vlrnh         Tsy misy akory ny ody faty, tsy maintsy samy hodimandry
          ‘Zay afaka ny hifankatia, Sambatra izy e !

          2 - Ny Tompo anie raha tonga tety, natolony hatramin’ny ainy
               Nampianatra ny hifankatia, ny eso, latsa nozakainy
               Nampetrany ho hanatrareo, mifankatiava tsara ianareo
               F’izany no hahalalana fa hoe: tena Mpino

** Asandratro **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Hits : 184
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 28/04/2026 19:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0353