Ho mpitory teny (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Ny Tompo jxnzwmev Jeso, nitondra fianarana tsara tety
     Tsy nirehareha, niteny malefaka maha-te ho tia
     Nampianatra anao, ho be fandeferana feno fitia
     Tandremo ny fo sao mamitaka anao.

Ref : Ho mpitory teny no niantsoana anao e!
         Hizara tononkira.serasera.org ny mamy hitory ny soa ho aina tokoa
    irno     Tandremo indrindra ny fihetsikao e!
   vuhhbh      Sao mety handratra ny fon’ireo izay mibanjina anao.

  2 – Tandremonareo, fa ratsy ny fomba izay tia rehereha
        Sao alaim-panahy, ka hanandra-tena fa hoe lehibe
        Kendreo avokoa ny teny ambara sao diso fandeha
        Manantena anareo ireo fo mitoreo.

** Ho mpitory teny **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Vangy : 72
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 06/05/2026 13:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.034