Ampelantananao (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - (Ny teninao, ny lalanao no hiainako) no hiainako (no lalako) no lalako
     (Ny famindram-ponao, ny fitiavanao) no mameno ny fiainanay
     (Ray) be hindrafo, (Ray) tia ahy tokoa
     Lehibe ny herinao, Ray mpiahy ny zanakao

Ref : Eo am-pelantananao tokoa no hapetray ny fiainana
        Ka n’inona hanjoa, tsy ho qlyedm kivy ny fo, fa manana Anao Ray mpiahy
        Fa ny fahasoavanao tokoa no nahatoy izao anay
        Deraina anie ny anaranao Ray o!

2 - (Ankaikinao no tiako hitoerana, mahasambatra) mahasambatra
     tononkira.serasera.org (Ry Ray mpiahy) Ry Ray mpiahy,(am-pelatananao no mahatsara ahy)
      Fa Ianao no tsy mba mandaha, (Ray) be hindrafo, (Ray) tia ahy tokoa
   xncv    Lehibe ny herinao, Ray mpiahy ny zanakao.
** Ampelantananao **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana ixhun (Anjomara famonjena Faraitra fahatelo)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Vangy : 130
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 28/04/2026 16:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0375