LALA - MAKAIZA (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro eo alohanao hqnqmfhn lalam-be izay migodana
Nefa ratsy fiafarana, ka mizotra ho @ helo


Moa ve lala - makaiza, mizotra ho aiza ovwmkp io lalanao io
Aiza no hiafarany mba fantatrao ve sao any an-kady.

Tandremo (tandremo)3V  misaina tsara aza variana
Tandremo (tandremo)3V  malama maina sao re mienjera

Moa ve mba tsapanao fa be rendrarendra 'ty fiainana ity
Kendreo fa tena ujibaia ety, tononkira.serasera.org no sady tery 'lay lalan-tsara

Dinio am-pahendrena, izay hombanao roso mankaiza
Sao lahy diso famindra , any @ helo vao tonga saina.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)
Vangy : 2263
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : stewartfaniry2
Daty : 01/05/2015 12:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.041