Deraina Ianao (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana no iarahanay
Mankalaza anao ry Ray
Fa Nomenao tombon'andro hahay hidera Anao
Ankalazainay fa Masina Ianao

Antoky ny fifalianay
Famonjena vitaNao tety,  qkded
Oh, oh, oh, ohhh.......

Solo : Mendrika ho deraina Ianao
Tompo sy Andriamanitro,
fa Ianao Mpamonjy izao tontolo izao
Oh oh oh ohhh .....

Ho derainay Ianao ry Ray
Ho einibz derainay Mandrakizay, fa tsara Ianao

Fifaliana no qrbut iarahanay
Mankalaza anao ry Ray,
fa tononkira.serasera.org nomenao tombon'andro hahay hidera Anao
Ankalazainay fa Masina Ianao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)
Vangy : 371
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : CJ21
Daty : 02/01/2026 15:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318