TIAVA NY NAMANAO (A.SA.FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona moa ny ho soa Azonao
Raha ianao ihany qvjizx no fantatrao
Tsy miraraha ny hafa tsotra Izao
Tadidio qydzh fa misy ilay didy izay nomen’ny ray
Dia ny mba hitiavanao ny namanao
Inona moa ny ho soa Azonao
Raha ianao ihany no fantatrao
Tsy miraraha ny hafa tsotra Izao
Tadidio fa misy ilay didy izay nomen’ny ray
Dia ny mba hitiavanao ny namanao
Fa nanafatra i Jesoa ny fahavalo ihany koa
Dia mila tiavina amin’ny Fo
Tsy ho vitan’ny herinao mandehana bodipym tononkira.serasera.org angatao
Ny fanahy masina anampy anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.SA.FIVangy : 937
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : paulramanantsoa
Daty : 09/07/2022 20:11